Webradio

VALANARETINA PESTA : Nampiato ny fampianarana rehetra ny Oniversiten’ i Toamasina

Tsy afa-bela amin’ny valanaretina pesta ny fampianarana ambaratonga ambony. Ho an’i Toamasina manokana, dia nanapa-kevitra ny Oniversiten’i Toamasina fa atsahatra aloha ireo asa rehetra mikasika ny fampianarana. 12 octobre 2017

Nanomboka ny 9 oktobra lasa teo izany ary tsy mifarana raha tsy ny zoma 13 oktobra. Mahakasika ny fitakiana nataon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sampana Seces Toamasina, fantatra araka ny angom-baovao fa efa tonga ao Toamasina ny vola saingy tsy mbola mandeha ny fizaràna azy. 

Mametraka ny ahiahiany noho izany ireo mpampianatra mpikaroka sendra anay.

Kamy

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n'apparaîtra qu'après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés