Webradio

FANJONOANA AN-DRANOMASINA : Antsantsa sy Telonify sisa ireo sambo misahana ny fanaraha-maso

Tsy ampy ny hoenti-manana ka tsy afaka manara-maso ny jono ireo sambo roa sisa fananan’ny fanaraha-maso ny jono eto Mahajanga dia ny Antsantsa sy ny Telonify.  9 janvier 2019

Ny sambo Antsantsa dia lehibe ka afaka mandeha any amin’ny ranomasina lavitra any manao ny fanarah-maso. Ny Telonify kosa dia sambo kely ka ny sisin-dranomasina ihany no sahaniny saingy amin’ny maha kely azy izay dia afaka miditra amin’ireny kinga ireny izy. 

Mbola amboarina ity sambo ity ankehitriny. Ny Antsantsa kosa noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana dia indray mandeha ihany no nivoaka nanao ny asany tamin’iny taona lasa iny.

Vanessa

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés