Webradio

Banner en bas pour presse :

12 juillet 2010
MISS RONDE TOAMASINA
2014-10-15 16:03:35 par Comité Miss Ronde Toamasina

Salama tompoko,
Fantatry ny besinimaro hatry ny ela ny fifaninanana tovovavy tsara tarehy indrindra na ny miss Amin’izao fotoana izao koa, manomboka maka toerana sy ankafizin’ny maro ny fifaninanana tovovavy vaventy na ny « Miss ronde Madagascar ».

Ho an’Antananarivo sy ireo renivohi-paritany hafa , efa nisy andiany voalohany tamin’ity fifaninanana « Miss ronde Madagascar » ity. Misokara indray ankehitriny ny andiany faharoa ary, toy ny tamin’ny voalohany
Sambany eto Toamasina no misy izy io
Mikarakara ny Miss ronde Toamasina izahay ka @Asabotsy 18 octobre 2014 @2ora ho avy izao ny Preselection no atao ao @Bateau ivre,ary ny finale kosa dia atao ny 15 Novambre 2014 ho avy izao.Natao ho an’ny vehivavy manambady na tsia izy io 18 ka hatr@45taona raha kely indrindra ary tsy maintsy milanja mihoatra ny 65 kilao no misimisy kibo.
Hisolo tena an’i Toamasina amin’ny fifaninanana nasionaly ny tsara tarehy indrindra amin’izany. Marihina fa hatao any Antananarivo, ny 21 novambra, io fifaninanana nasionaly io.
Hisy loka lehibe ho an’izay voahosotra « Miss ronde Toamasina ». Anisan’ny tanjona amin’izy ity ny hanaporofoana fa tsy ratsy velively akory ny vehivavy na nahazoazo lanja aza, indrindra rehefa hainy ny manasongadina izany mahatsara ny fahalehibeazany izany rehefa mianjaika.

Maimaim-poana ny fandraisana anjara @preselection

Mba tianay ho avoaka @ino vaovao toamasina ho fanamafisana daty roa ireo daty roa ireo ka saika mba hanotany hoe iza moa tompoko no tokony antonina.

Mankasitra indrindra tompoko
Comité Miss Ronde Toamasina
032 61 937 36 / 034 20 937 36


Banner en bas pour presse
2015-04-08 10:49:11 par ZUM'MADA

Pour la première fois à Tamatave
ZUMBA MASTER CLASS
SAMEDI 25 AVRIL de 17h à 19h
A l’Hotel NEPTUNE TAMATAVE
Infoline : 032 45 577 77

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n'apparaîtra qu'après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés