Isan’ny sokajian’ny mpitandro filaminana eto an-toerana ho tompon’antoka tamin’ireo fanafihana nitranga tamin’ireny volana jiona ireny ireo jiolahy ireo. Manao antso avo amin’ny olon-tsotra, araka izany, ireo mpitandro filaminana mba tsy hisalasala hanome fanampim-baovao feno mahakasika ireo andian-jiolahy ireo.
Fanamby kosa no ataon’izy ireo fa « tsy maintsy ho sarona ireo bande des 4 ireo ary hanao ezaka rehetra ahafahana manatratra ny tanjona izahay mpitandro fikaminana ».
Kamy
Katsahin’i Beriziky mihitsy ny tsy ahafahan-dRajoelina hilatsaka KANDIDA HO FILOHAMPIRENENA (262) 23 mai 2013
Tratra ilay lehilahy nahavanon-doza nanolana zazavavy 17 taona AMBOROVY MAHAJANGA (132) 23 mai 2013
Namoaka didy mba hametrahan’ireo kandidà fialàna FITSARANA MANOKANA MISAHANA NY FIFIDIANANA (130) 24 mai 2013
Tovolahy hita faty nihosin-dra teny Bazarimay NAHITANA KAONTERA TENY AMINY (97) 24 mai 2013
Mpiasan’ny paositra novelesina maritoa sy nokapaina famaky FANAFIHANA TAO NOSY VARIKA (79) 23 mai 2013
Mpitondra môtô tapa-tongotra voadonan’ny kamiao ny alakamisy tolak’andro teo LOZA (63) 24 mai 2013