Efa sahisahy tokoa ireto mpianatra ireto, fa dia miseho tarehy tsy amin-kenatra manao ity fihetsika mamoafady ity.
Baraingo mipetraka amin’ny maro raha vao mahita ity sary mamoafady ity dia ny hoe : fanahiniana tokoa ve ny zavatra natao sa nalaina am-pitaka, sa volabe ihany koa, sa ditra sy revy tsotra izao ?
Henatra tsy tondra lanjaina sy nenina no misy amin’ireto tanora hita ao anatin’ny sary ankehitriny, raha nambaran’ireo mpianatra, indrindra ilay vehivavy izay tena mibaribary tokoa ny endriny. Na inona no resahina, na volabe tahaka inona no mety ho azo, dia milaza ny olona rehetra fa tsy tafiditra ao anatin’ny soatoavina maha Malagasy ny fihetsika tahaka izao.
Eo anatrehan’izany tarehin-javatra izany, dia tokony ho mailo mandrakariva ny tanora, indrindra ny fakana sary etsy sy eroa na sary mihetsika io na sary tsotra, satria manova zavatra tokoa mantsy ny tanjaky ny teknolojia iainana ankehitriny, ka ho zavatra hafa indray no hita.
Ravo
Kandidà iray tsy mitsahatra manaratsy ny Filoha Rajoelina POLITIKA EFA LANY ANDRO (557) 13 juin 2013
Zaza kambana hatao sorona amin’ny masoandro ho fitadiavam-bola RN 5 - TANAMBAO NOSIBE (334) 13 juin 2013
Mitombo isa ireo ankizy mbola tsy ampy taona mivaro-tena ao amin’ny faritanin’i Toamasina GARE ROUTIERE (191) 17 juin 2013
Mitaky ny fandravana ny CES i Roland Ratsiraka ANTOKO MTS (173) 13 juin 2013
Tovolahy maty voalaza fa novonoin’ireo mpanao mena mahazo BAZARIMAY ANKIRIHIRY (142) 14 juin 2013
Raikitra ny fanoloana ireo parlemanta CST sy CT sasany RAHARAHAN’ANTOKO (130) 13 juin 2013