Webradio
  RUBRIQUE: SOSIALY : 21 janvier 2019

BAKALOREA 2019

Hisy firosoana ny datin’ny fanadinam-panjakana efa nivoaka teo aloha raha ny fanambaràna voaray avy amin’ny minisitera telo tonta dia ny minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa, minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ary ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa.


(21 janvier 2019)

ADY AMIN’NY KITROTRO

Tamin’ny herinandro teo no natao ny vaksiny faobe fanefitry ny kitrotro. Ankoatra ny teny amin’ny tobim-pahasalamana na CSB dia tonga tany amin’ny sekoly koa ireo mpanao vaksiny.


(21 janvier 2019)

FIFAMOIVOIZANA ETO AN-DRENIVOHITRA

Ankoatra ny fihotsahan’ny tany mampitebiteby ny mponina eto an-drenivohitra dia hita taratra hatramin’ny fanombohan’ny taona 2019 fa saika potika sy kiloadoaka avokoa ny lalana eto Antananarivo.


(21 janvier 2019)


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés