Webradio
  RUBRIQUE: ZAVA-MISY : 19 juin 2013

ONIVERSITE BARIKADIMY

Efa imbetsaka ireo mpianatra, eny amin’ny Anjerimanontolo Barikadimy, izay efa manomboka manandrana ny milomano eo amin’ny tontolo politika no voadona mafy amin’ireo mpanao politika, tonga eto Toamasina.


(17 juin 2013)

ASAN-DAHALO MANERANA NY NOSY

Toy ny fanao isan-kerinandro dia nisy ny fivoriana iraisan’ireo tompon’andraikitra ambony mikasika ny fandriampahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny Tafika sy Zandary ary ny Polisy.


(19 juin 2013)

NIREFODREFOTRA NY BASY

Raikitra ny savorovo tao an-tampon-tanànan’Ihosy ny talata lasa teo. Naharitra ora maro ny fifanandrinana teo amin’ny mpitandro filaminana ny mponina, izay nanomboka tamin’ny 2 ora antoandro ary tsy nifarana raha tsy tamin’ny sasak’alina.


(19 juin 2013)

BAZARIKELY ANTSIRANANA

Tofoka tanteraka. Manoloana ny firongatry ny harom-paosy sy ny sinto-mahery ao Bazarikely-Antsiranana, izay efa tsy voafehy intsony, dia nanapa-kevitra ny fivondroan’ireo mpivarotra tarihin’Ingahy Jocelyn fa hotapahin’izy ireo ny tanan’izay olona tratra mangarom-paosy na magnano sinto-mahery ao Bazary manomboka izao.


(19 juin 2013)


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés