| RUBRIQUE: FANATANJAHAN-TENA : 25 mars 2013 | |
|
|
TIDA CLAUDIO - MPANAMORY MÔTÔ
Tida Claudio, tsy misy tsy mahalala azy ny Malagasy mpitia taranjam-panatanjahantena familiana môtô (Moto cross). Efa imbetsaka nahazo ny tompondakan’i Madagasikara izy. (25 mars 2013) |
|
|
SEKOLIN’NY BAOLINA KITRA
Anio no hiainga hihazo ny renivohitr’i Madagasikara ireo katita kelin’ny Talenta Akademia hiatrika ny « mondial des relèves » izay ahitana delegasiona 24 ka mpilalao ny 21 amin’izany, ary mpanabe telo. (25 mars 2013) |
|
|
KUNG FU - MADAGASIKARA AFAKA
Ankoatra ny fitetezam-paritra efa nataon’ny fikambanana, dia tamin’ny alalan’ny filaharam-be indray no nampisehoan’iroe mpanao Kung Fu sy mpikambana ao amin’ny Madagasikara Afaka, mpanohana ny Me Avoko Rakotoarijaona, ny alahady maraina teo, izay niainga teo amin’ny foiben-toerany tetsy 67 ha, nihodina teny Anosy niverina Ampefiloha ary nifarana tao amin’ny Kianja mitafon’Ampefiloha ihany. (25 mars 2013) |
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Katsahin’i Beriziky mihitsy ny tsy ahafahan-dRajoelina hilatsaka KANDIDA HO FILOHAMPIRENENA (242) 23 mai 2013
Tratra ilay lehilahy nahavanon-doza nanolana zazavavy 17 taona AMBOROVY MAHAJANGA (117) 23 mai 2013
Namoaka didy mba hametrahan’ireo kandidà fialàna FITSARANA MANOKANA MISAHANA NY FIFIDIANANA (88) 24 mai 2013
Mpiasan’ny paositra novelesina maritoa sy nokapaina famaky FANAFIHANA TAO NOSY VARIKA (73) 23 mai 2013