Webradio
  RUBRIQUE: KOLONTSAINA : 13 mai 2013

FESTIVAL DONIA ANDIANY FAHA-20

Ny « Carnaval » lehibe andraisan’ny Thb anjara ny alarobia ho avy izao no hanombohan’ny orinasa Star ny fanohanana ny hetsika Donia, andiany faha-20 izay atao any Nosy-Be.


(13 mai 2013)

BANJA TOALAZA

Isan’ireo hetsika nampiavaka ny farany herinandro teto Mahajanga ny fampisehoana tokana nataon’ny tarika Barinjaka, izay mpanakanto tena mbola zandriny tokoa na amin’ny taona, indrindra fa eo amin’ny sehatry ny mozika.


(13 mai 2013)

ANTSIRANANA

Lanonana aroe sosogno. Nanamarika ny andran’ny vokovoko mena sy ny tsingerintaona faha-50 koa ny teto Antsiranana ny sabotsy 11 mey teo ka hetsika maro no noentina nanamarihana izany.


(13 mai 2013)


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés