| RUBRIQUE: POLITIKA : 17 juin 2013 | |
|
|
MARSON EVARISTE
Manoloana ny zava-misy ao anatin’ny Cst sy ny fampiharana ny tondrozotra dia nilaza ny Filohan’ny Rpsd sady nanao sonia ny tondrozotra tamin’ny anaran’ny Udr-Fanovana, Marson Evariste, fa « tsy afaka miolonolona sy hitsipaka ny Fianakaviambe iraisam-pirenena isika. (17 juin 2013) |
|
|
FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA
Azo lazaina fa fahombiazana ny fitetezam-paritra nataon’ny Filohan’ny antoko maitso Hasin’i Madagasikara, Saraha Georget Rabeharisoa tany Toliara renivohitry ny Faritra atsimo andrefana, ny alahady 09 jona lasa teo. (17 juin 2013) |
|
|
ANTOKO MADAGASIKARANTSIKA
Efa maro ireo fikaonandoha nikaroham-bahaolana entina hivoahana amin’izao krizy misy eto amin’ny Firenena izao na teto an-toerana na tany ivelany, nefa dia mbola mibaribary fa tafahitsoka tanteraka ao anatin’ny kizo I Madagasikara. (17 juin 2013) |
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Lohatenin’ny horonan-tsary n°01
Lohatenin’ny horonan-tsary n°02
Lohatenin’ny horonan-tsary n°03
Kandidà iray tsy mitsahatra manaratsy ny Filoha Rajoelina POLITIKA EFA LANY ANDRO (529) 13 juin 2013
Zaza kambana hatao sorona amin’ny masoandro ho fitadiavam-bola RN 5 - TANAMBAO NOSIBE (317) 13 juin 2013
Mitaky ny fandravana ny CES i Roland Ratsiraka ANTOKO MTS (171) 13 juin 2013
Mitombo isa ireo ankizy mbola tsy ampy taona mivaro-tena ao amin’ny faritanin’i Toamasina GARE ROUTIERE (160) 17 juin 2013